- Talata 27 Aprily 2010
Politique.Fampihavanam-pirenena Miaiky ny mpomba an-dRajoelina fa mitarazoka ny krizy
Nipoitra tsikelikely ireo fikambanana sy andian’olona nanohana an’i Andry Rajoelina sy ny Fahefana Avon’ny Tetezamita. Miaiky izy ireo ankehitriny fa misy ary mitarazoka ny krizy. Mba hanaronana ny fahanginany sy ny tsy fandraisany andraikitra nampitsarahana izany krizy izany anefa dia ny ezaky ny hafa tsy nikely soroka nikaro-bahaolana sy nanao fanelanelanana hatramin’izay indray no nambaran’izy ireo fa tsy nahomby, mba hidiran’izy ireo an-tsehatra.
Hamaky ny tohiny
