• Alakamisy 29 Aprily 2010
Politique.Lalatiana Ravololomanana “Manahirana ny hihavana amin’ny olona tsy mitana ny teny nomeny”

Isan’ireo nandray fitenenana nandritra ny hetsiky ny ankolafy telo teny amin’ny kianja monisipaly Alarobia i Lalatiana Ravololomanana. Ny Fihavanana no tena nasiany tsindrim-peo manokana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aprily 2010
Politique.Fahefana Avon’ny Tetezamita Fitondrana mihoson-dra

Nandriaka ny ra ary dia nihoron-koditra Antsiranana iray vohitra omaly tolakandro. Nanao tifitra variraraka tany amin’ny mpianatry ny oniversiten’Antsiranana handeha hanatitra ny fatin’ny namany iray any amin’ny «Gare routière» mantsy ny polisin’ny FIP raha nandalo teo anoloan’ny tobin’izy ireo ny mpianatra, izay an’arivony no indray nirohotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aprily 2010
Politique.Pretoria Mihenjan-droa ny tady

Andro faharoa amin’ny dinika hikaroham-bahaolana amin’izay hivoahan’i Madagasikara amin’ny krizy ity anio ity, any Pretoria. Hatreto dia mihenjan-droa ny tady.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aprily 2010
Politique.Rakotoamboa Jean Louis “Mila tsarain’ny vahoaka i Marc Ravalomanana na tokony hitondra na tsia”

Mivantambatana ny resaka nifanaovan’ny Tia Tanindrazana tamin’i Jean Louis Rakotoamboa, filoha masionalin’ny antoko Teza, ao amin’ny ankolafy Ravalomanana. Tao ho ao tokoa manko dia betsaka ireo sahoan-dresaka niely etsy sy eroa ka dia taterina aminao izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aprily 2010
Politique.Fifanarahan’i Pretoria Mety hanana endriky ny tamin’ny taona 1960

Mampifandrafy ary mety hampiady mihitsy aza ny ahiahy. Mitodika atsy Pretoria Afrika Atsimo ny mason’ny rehetra, indrindra amin’ity andro Alarobia faha-28 Aprily 2010 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT