- Zoma 30 Aprily 2010
Politique.Aorian’i Pretoria Mety hiova ho CENA ny CENI
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tanteraka tamin’ny andro faharoan’ny fihaonana ho famahana ny krizy eto Madagasikara ny fihaonana mivantana teo amin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohinyHatramin’ny fotoana nanoratana dia tsy mbola nisy zavatra tapaka aloha tamin’ny dinika atao any Pretoria, andraisan’ireo ankolafy 4 anjara, Ravalomanana, Ratsiraka, Rajoelina ary Zafy Albert, eo ambany fiahian’ny fianakaviambe iraisam-pirenena dia ny Groupe International de Contact tarihin’ny filoha mozambikana teo aloha, Joachim Chissano.
Hamaky ny tohinyNifamotoana omaly tetsy amin’ny lapan’Anosikely omaly ireo mpahay lalàna sy ireo mpikambana ao amin’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita nandritra ny fivoriana azon’ny besinimaro natrehina ary notarihin’i Roland Ratsiraka, filoha lefitra. Niompana indrindra tamin’ny lohahevitra «ny fiantraikan’ny fisian’ny tsy maty manota» ny lahadinika.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny