• Alatsinainy 26 Aprily 2010
Politique.Ankolafy Madagasikara Toliara «Fihaonambem-paritra, fifamelan-keloka no vahaolana»

Fanafoanana miaraka amin’ny vava ilay didy hitsivolana laharana 60-082 natao ny 13 aogositra 1960 momba ny fanaovana hetsika an-dalambe ; tsy tokony hisy intsony ny adihevitra olon-tokana fa ny iraisan’ny rehetra raha misy fanapahan-kevitra goavana sy lehibe eto amin’ny firenena, ny fanajana sy fanatanterahana ny satan’i Maputo sy ny fifanarahana tovana tany Adis Abeba

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aprily 2010
Politique.Alain Joyandet Hanatrika ny fanaovan-tsonia any Pretoria

Araka ny fanambarana ofisialy navoakan’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny Frantsay ny faran’ny herinandro teo dia ho avy any Afrika Atsimo ary hanatrika ny fanaovan-tsonia ny drafi-pandaminana ny krizy eo amin’ny samy Malagasy ny sekreteram-panjakana frantsay miadidy ny fiaraha-miasa sy ny frankôfônia, Alain Joyandet.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Aprily 2010
Politique.Dinika any Afrika Atsimo Ny «Teny Ifampierana» ihany ny an’ny FAT

Hanome tolo-kevitra an’i Andry Rajoelina, Filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita (FAT) izay hiatrika ny fivoriana ho fikaroham-bahaolana momba ny toe-draharaha eto Madagasikara, hotanterahina any Afrika Atsimo ny 28 aprily ho avy izao ireo mpikambana FAT.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Aprily 2010
Politique.Kolo Rolland Atsangano ny «Comité de Salut Public»

Manohana ny dinika fitadiavam-bahaolana ivoahana amin’ny krizy izay hotontosaina any Pretoria ny 28 aprily izao ny loholona teo aloha, Kolo Rolland.

Hamaky ny tohiny
FTT