- Alatsinainy 03 Mey 2010
Politique.Rajaonah Andrianjaka “Tsy misy firaharahaina ny hamahana ny olam-bahoaka»
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
«Ho anay dia ny «TSARA» ihany no tsara», hoy Raveloson Constant, raha nandaha-teny teny amin’ny kianjan’ny Fanantenana Tanjombato ny tenany ny sabotsy lasa teo, manoloana ny zava-nitranga tany Pretoria farany teo.
Hamaky ny tohiny“Ny hamaha ny krizy any Madagasikara, ny hametraka fototra ho an’i Madagasikara vaovao, hametraka ny fototry ny demokrasia, tsy noho ny amiko irery no hifampiraharahako fa eo indrindra koa ireo vahoaka malagasy nifidy ahy».
Hamaky ny tohinyMaro dia maro ireo fanehoan-kevitra taorian’ny fihaonana tany Pretoria. Anisan’ireo nilaza ny heviny sy ny fahitany ny fandehan’ny raharaham-pirenena ny alahady maraina teo, tao amin’ny RFI (Radio France Internationale) ny amiraly Didier Ratsiraka.
Hamaky ny tohinyHentitra ny tenin’ny depiote Raharisaina Hery, anisan’ny mpitarika eo anivon’ny ankolafy Ravalomanana raha nivahiny tao amin’ny radio Fahazavana izy ny sabotsy alina teo, ary notsoriny fa : «mazava ny resaka fa maniry ny hijanona maharitra eo amin’ny fitondrana ny HAT mba hahafahan’izy ireo mandroba ny harem-pirenena sy mameno ny paosiny arak’izay azo atao ».
Hamaky ny tohinyTena fanonganam-panjakana ary hany tokana nisy teto Madagasikara hatramin’ny nisian’ny fitondrana repoblikana ny fiovan’ny fitantanan-draharaham-panjakana ny volana Martsa 2009 no ho mankaty.
Hamaky ny tohiny