- Alarobia 05 Mey 2010
Politique.Adolphe Rakotomanga sy Jean-Marc Châtaigner 25 minitra namaivay
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nihaona tamin’i Andry Rajoelina tao Iavoloha ny tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny foloalindahy ny alatsinainy 03 mey.
Hamaky ny tohiny«Aza mihevitra ianareo fa tantara valamaty na ‘démagogie’ no resahina eto», hoy i Camille Mektoub, ny solombavambahoaka avy amin’ny ankolafy Zafy Albert. Araka ny vaovao nampitainy tao amin’ny kianjan’ny Finoana Behoririka omaly, dia efa milamina daholo ny resaka amin’izany.
Hamaky ny tohiny«Niatrika olona mpandainga eran-tany izahay tany Pretoria, dia i Andry Rajoelina». Io no fehezanteny voalohany nambaran’i Tabera Randriamanantsoa, raha nanao tatitra tsotsotra ny diany tany Pretoria ny tenany.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny