• Zoma 07 Mey 2010
Politique.Ankolafy telo Avereno amin’i Madagasikara ny nosy «Juan de Nova» !

Mitombina ny fitakian’ny ankolafy Ravalomanana manoloana ny zava-misy ankehitriny, dia ny hoe tetezamita tsy misy an’i Andry Rajoelina na ny «TSARA», hoy i Joachim.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Mey 2010
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina «Ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana an-tanindrazana no tanjonay»

Ny zava-misy taorian’ny dinika tany Pretoria, ny fifandraisany amin’ny filoha Marc Ravalomanana, ny amin’ny «Plan B» an’i Andry Rajoelina, ny tohin’ny hetsiky ny ankolafy Madagasikara. Manazava i Fetison Rakoto Andrianirina, lehiben’ny delegasiona Marc Ravalomanana, ato anatin’ny zoro Mivantambatana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Mey 2010
Politique.Rakotomanjato Rodin Manome 72 ora hodian’ireo “Frantsay” mampiahiahy

Mihazakazaka be ny fandehan’ny raharaham-pirenena ankehitriny. Herintaona mahery izao no nahatafalatsaka lalina tanaty krizy politika antsika ary dia miantraika amin’ny sosialy sy fiharian-karena izany.

Hamaky ny tohiny
FTT