• Alakamisy 06 Mey 2010
Politique.Radanoara Julien Soloy ny «Conseil militaire collégial» ny toeran’ny filoha

Andrasana izay fanapahan-kevitry ny foloalindahy manoloana ny fanirian’i Andry Rajoelina, filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita, hanome ny miaramila ny fitantanana ny minisitera sasany eo anivon’ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Mey 2010
Politique.Hivadi-dela indray Rajoelina ?

Tsy tafavoaka ny baolina, ary mieritreritra paikady hafa indray i Andry Rajoelina sy ireo mpanolotsaina azy. Araka ny tsiliantsofina re dia mety hivadi-dela (tahaka ny fanaony) indray ato ho ato ny filohan’ny HAT, ka hanaiky ny hifampidinika amin’ireo lehiben’ny ankolafy 3 sy ny mpanelanelana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Mey 2010
Politique.Miatrana ny FIGN Mandà ny hitantanana samirery ny tetezamita

Niala tamin’ny fahanginany ny zandarin’ny Hery Vonjitaitra na FIGN eny Fort Duchesne. Nanao fanambarana izy ireo omaly raha ny foloalindahy tamin’ny ankapobeny no nandrasan’ny maro hanao izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Mey 2010
Politique.Lala Brigitte Matahotra mafy an’i ‘Dada’ i Andry Rajoelina

Efa elaela ihany no tsy nahitana sy nandrenesan’ny legalista an’i Lala Brigitte, depiote voafidy tany Ikongo. Nahitsy sy nivantana ho an’i Andry Rajoelina ny teniny tao amin’ny Magro Behoririka omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT