• Alarobia 12 Mey 2010
Politique.Minisitra Organès Mitazona mafy ny toerany !

Manao izay rehetra hitazonana ny toerany ny Sekreteram-panjakana miadidy ny filaminana anatiny izay miandraikitra rahateo ny polisim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Mey 2010
Politique.Nihidy ny Minisitera, hikatona ny distrika, … Nahazo “karatra mena” ny FAT

Hihamafy kokoa ny hetsika. Manomboka anio alarobia dia hikatona avokoa ireo distrika 119 sy ny boriborintany 1.400 mahery ary ireo ivotoerana mpizara laharana fiara enina manerana ny nosy raha tsy mahazo valiny mahafa-po avy amin’ny fanjakana foibe momba ny fangatahan’ireo Administratera sivily.

Hamaky ny tohiny
FTT