- Talata 18 Mey 2010
Politique.Pierrot Rajaonarivelo tao Toamasina SG-n’ny antoko Arema ny maraina, filohan’ny MDM ny hariva
Tao Toamasina i Pierrot Rajaonarivelo ny faran’ny herinandro teo. Nandritra izany no niatrehany ny fifampiarahabana noho ny taona taona vaovao teo amin’ny kamarady Arema Toamasina. Fihaonana natao tao amin’ny sekoly Arema Ankirihiry.
Hamaky ny tohiny
