- Alakamisy 21 Janoary 2010
Politique.Ankolafy 3 : Nitohy hatrany ny hetsika
Andro faha-4 amin’ny fihaonan’ireo ankolafy 3, dia ny ankolafy Ravalomanana, Ratsiraka ary Zafy Albert, mivondrona ao amin’ny ankolafy Madagasikara, ny omaly. Toa nifampiandriandry fotsiny anefa na ireo miaramila na ireo mpanao fihetsiketsehana.
Hamaky ny tohiny
