Politique

Constant Raveloson “Efa miparitaka ny ankolafy Rajoelina”


  • Alarobia 12 Mey 2010


Hetsika goavana no hanamarihan’ny ankolafy Madagasikara ny 13 mey ny alakamisy ho avy izao. “Herinandro mahamay” no tanjona, araka ny fanazavana. Tsy vitan’i Andry Rajoelina intsony ny fitondrana ny firenena, hoy Raveloson Constant avy amin’ny antoko MFM, avy amin’ny ankolafy Ravalomanana. Izay lazain’i Lafrantsa no arahin’ny TGV, araka ny fanazavany. Kanefa, hoy Raveloson Constant dia sangy ratsin’i Lafrantsa izany fifidianana izany. Tetsy an-danin’izany moa dia nanentana ny vahoaka teny amin’ny kianjan’ny fanantenana Tanjombato ny tenany mba hanome antoka an’i Andry Rajoelina rehefa hiala izy, eo koa ny resaka fanafoanan-keloka. Raha izao zavatra hitantsika izao, araka ny fanazavana ihany dia hita fa dia karazan’ny tsy misy intsony ny ankolafy Rajoelina izay karazan’ny efa somary miparitaka avokoa. Hitohy etsy amin’ny kianjan’ny finoana Behoririka ny hetsiky ny ankolafy telo amin’ity anio ity.

Nagonin’i Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT