- Talata 18 Mey 2010
Politique.Andry Rajoelina Hanaiky ny “Pretoria 2” ihany?
Eto Antananarivo amin’izao fotoana ireo iraka manokana avy any Afrika Atsimo, izay miasa mafy amin’ny fikarakarana ny fihaonana tapany faharoa any Pretoria.
Hamaky ny tohinyEto Antananarivo amin’izao fotoana ireo iraka manokana avy any Afrika Atsimo, izay miasa mafy amin’ny fikarakarana ny fihaonana tapany faharoa any Pretoria.
Hamaky ny tohinyMihazakazaka ny fandehan’ny raharaham-pirenena, indrindra taorian’ny fanapahan-kevitr’i Andry Rajoelina tsy hirotsaka amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy eo.
Hamaky ny tohinyAmbohipihaonan’ireo diakona sy loholona ao anatin’ny sinodam-paritany Ambatondrazaka Vaovao tao amin’ny Fjkm Manakambahiny Famonjena, ny sabotsy 15 mey teo.
Hamaky ny tohinyNanaovan’ny FIS bemidina teny Ambohipo ny tranon’i Tonton Ambroise taorian’ny nisamborana azy tao amin’ny Fréquence ¨Plus 67 Ha. Voalaza fa mitahiry basy ity olona ity ka izay no anton’ny fisavana izay niafara tamin’ny fandrobana.
Hamaky ny tohinyTsy azo ekena ny fandehanana amin’ny lalan-tokana, hoy ny mpitarika ny fanelanelanana amin’ny famahana ny krizy eto Madagasikara, ny filoha mozambikanina teo aloha, Joachim Chissano.
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin’ny fahanginany rehefa tsy hita firy nandritra ny volana maro sy tsy nilaza ny heviny momba ny raharaham-pirenena ny Maître Avoko, na Avoko Rakotoarijaona.
Hamaky ny tohiny