- Talata 25 Mey 2010
Politique.Magro Behoririka Nofaohin’ny Emmo-Reg ny fanamafisam-peo
Ny sabotsy 22 mey tokony ho tamin’ny efatra ora sy sasany, teo amin’ny fotoana niravan’ny hetsiky ny ankolafy telo tao amin’ny Magro Behoririka Antanimena iny indrindra no tonga tampoka ny miaramilan’ny Emmo-Reg nandraoka ireo fitaovana fanamafisam-peo avy nampiasaina tao.
Hamaky ny tohiny
