• Alakamisy 20 Mey 2010
Politique.Ruffine Tsiranana “Avadiho im-pito ny lela vao miteny!”

Ny loholona Ruffine Tsiranana no vahinin’ny Tia Tanindrazana eto anio ato anatin’ny Mivantambatana. Sady zanaky ny Repoblika voalohany izy no Vavimatoan’ny filoha Philibert Tsiranana rahateo. Manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena dia manana izay ambarany sy fahitany ny toe-draharaham-pirenena ity zanaky ny rain’ny Fahaleovantena ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Mey 2010
Politique.Fifidianana Aorian’ny fitsapan-kevi-bahoaka vao ho fantatra ny fandaharam-potoana

Hisolo toerana ny CENI ny CENA na vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana ao anatin’ny fifanarahan’i Pretoria.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Mey 2010
Politique.Governemantan’ny tetezamita iaraha-mitantana Nesorina tamin’ny ankolafy 4 ireo minisitera mafampana

Minisitera enina avy no anjaran’ireo ankolafy 4 araka ny voasoratra ao anatin’ny volavolam-pifanarahan’i Pretoria, ministera 7 kosa no natolotra ny firehana hafa, voasokajy ao anatin’ilay «autres sensibilités».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Mey 2010
Politique.Fifanarahan’ny «Pretoria 2» 12 volana ny tetezamita, fototra iaingana ny satan’i Maputo

Vahaolana eken’ny rehetra eto Madagasikara sady maharesy lahatra ny sehatra iraisam-pirenena no tanjona amin’ny fanatanterahana ny fihaonana tapany faharoa atsy Pretoria Afrika Atsimo, eo amin’ny filohan’ny ankolafy 4.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Mey 2010
Politique.Zakahely Boniface Nodarohiny ary ndeha hohidiany tany angabone ny Ben’ny tanànan’i Mananara Avaratra

Raha tsy voasakan’ny mpiara-miasa tamin’ny Ben’ny tanàna dia tany angabone no niafaran’ity olom-boafidy ity. Tao Mananara Avaratra no nitrangan’izany omaly antoandro.

Hamaky ny tohiny
FTT