- Zoma 28 Mey 2010
Politique.Andry Rajoelina Tsy afaka hanatrika ny fivorian’ny Frantsa-Afrika !
Mazava ny resaka ankehitriny fa tsy afaka hanatrika ny fihaonamben’ny Frantsa Afrika any Nice ny 31 mey ho avy izao i Andry Rajoelina, noho ny fitsivalanan’ny SADC sy ny filoha Afrikanina Tatsimo Jacob Zuma.
Hamaky ny tohiny
