• Zoma 21 Mey 2010
Politique.Rezervista Hanohana ny hetsika fitakiana ny marina sy ny rariny !

Manohana tsy misy fepetra ny hetsika mitory fitiavan-tanindrazana nataon’ny FIGN sy ny hetsiky ny mpitondra fivavahana ary ireo vahoaka maro be tonga teny Fort Duchesne sy ny manodidina ireo rezervista, araka ny resaka nifanaovana tamin’ny solontenan’izy ireo, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Mey 2010
Politique.Maître Rasamimaka Mahefalahy «Efa fihavanam-paritra iny tao Barikadimy iny»

Fahombiazana, hoy ny mpikarakara ; tsy mbola ampy hanaovana fanairana ny fitondrana FAT, hoy ny vahoaka niatrika izany ny hetsika indroa miantoana nokarakarain’ny ankolafy telo ny sabotsy 08 mey ho an’ny Cadres sy ny mpanao politika, ny alahady 09 mey tao amin’ny Stadium Barikadimy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Mey 2010
Politique.Tonga amin’ny tsotsorimamba isarahana Anio no mety handray ny fitondrana ny miaramila

Tao anatin’ny iray volana latsaka teo izay no niova be ny zava-nitranga teny anivon’ny miaramila. Nialoha ny fihaonan’ny miaramila sy i Andry Rajoleina teny Iavoloha tamin’ity volana mey ity no efa nitranga ity olana ity.

Hamaky ny tohiny
FTT