• Alatsinainy 31 Mey 2010
Politique.Manakara Nifampitsapa hery ny Ben’ny tanàna sy ny PDS

Mafanafana ny tontolo politika ao Manakara, renivohitry ny Faritra Vatovavy Fitovinany ao taorian’ny namoahan’i Manorohanta Cécile, fony mbola Praiminisitra lefitra misahana ny Atitany, didim-pitondrana manamafy ny fametrahana delegasiona manokana hitantana ny kaominina ambonivohitr’i Manakara ny 21 mey 2010.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Mey 2010
Politique.Taorian’ny Kolonely Raymond Tadiavina halentika koa ny Komandà Roger Luc

Efa manomboka mazava amin’izao fotoana fa tian’ny sasany halentika indray ny Komandà Roger Luc. Azo lazaina ho efa ôfisialy aza izany raha tarafina amin’ny hetsiky ny Praminisitra Camille Vital ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Mey 2010
Politique.Fihaonambem-pirenena Ny 14 ka hatramin’ny 17 jona indray ny tetiandro vaovao

Nandritra ny roa andro, ny 28 sy 29 mey teo no nihaona teny amin’ny Panorama ny Vondron’olom-pirenena manomana ny fihaonambem-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Mey 2010
Politique.Marc Ravalomanana “Manana ny rariny isika mitaky ny fiverenana amin’ny ara-dalàna”

Na dia teo aza ny sompatra sy antsojay isan-karazany ataon’ireo milaza ho manana ny fahefana, ka miezaka manafoana na manakivy ireo mpitolona miara-dia amin’ny ankolafy 3, dia ny firehana Ravalomanana, Ratsiraka ary Zafy Albert dia tsy sakana ho an’ireo vahoaka tsy ho tonga maro eny amin’izay kianja hitolomana sy hifampitam-baovao izany.

Hamaky ny tohiny
FTT