Politique

Tohin’ny raharaha FIGN Hosamborina avokoa izay mpanao politika teny


  • Alakamisy 27 Mey 2010


Araka ny nolazain’ny kolonely Ravalomanana Richard, lehiben’ny Emmo-Far omaly dia hosamborina avokoa izay mpanao politika teny amin’ny fihetsiketsehana teny Mausolée, ny alakamisy 20 mey teo. "Araka ny fahalalako, hoy ity kolonely ity, dia efa nivoaka ny didy fampisamborana ireo mpanao politika ireo amin’izao fotoana izao saingy ny mikasika ny zandary aloha no ataonay amin’izao. Rehefa vita io, hoy ihany izy dia miroso amin’ny mpanao politika izahay".

Raha izay no izy dia ho maromaro indray ny ho voasambotra tsy ho ela ka anisan’ny lasibatra amin’izany ireo mpitarika ny hetsiky ny firehana telo. Maro tamin’ireo mantsy no tonga teny Fort Duchesne tamin’io alakamisy io.

Fa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT