- Alatsinainy 31 Mey 2010
Politique.Nhiry Lanto Andriamahazo Tsy ny Amerikanina no mibaiko antsika !
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Olona reraka tanteraka no nentina teny amin’ny Fitsarana, efitrano fahenina misahana ny ady maika, omaly. Tsy iza izany fa i Tonton Ambroise izay mikotringa sady mivaloharika. Mitehina amin’ireo mpiandry fonja aza izy na tao anatin’ny efitra fitsarana na koa teny an-dalana hizotra ho ao.
Hamaky ny tohinyNa dia tsy misy intsony aza aloha hatreto ny fanamafisam-peo satria noraofin’ireo miaramilan'ny Emmo-Reg izany ny sabotsy 22 mey teo, dia mitohy hatrany ny hetsika fitakiana hamerenana ny ara-dalàna eto Madagasikara, hampiharana ny satan’i Maputo sy ny fifanarahana tovana tany Addis Abeba.
Hamaky ny tohinyNy 27 mey teo no tokony ho nanomboka ilay dinika nasionaly na “dialogue national” nambaran’i Andry Rajoelina tamin’ny kabariny ny 12 mey teo.
Hamaky ny tohinyMpanao politika nandroso ny soso-kevitra fananganana ny governemantan’ny fanavotam-pirenena i Kolo Roland. Amin’ny ankapobeny dia noraisin’ny FAT ny tolokeviny saingy maro loatra kosa anefa ireo minisitra miaramila raha ny fahitany azy.
Hamaky ny tohinyManoloana ny fivoaran’ny toe-draharaha eto amintsika dia manana tolo-kevitra hanatsarana ny satan’ny tetezamita ny antoko MFM, izay ao anatin’ny ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny