- Alarobia 07 Jolay 2010
Politique.Hoy i Zafilahy “Aoka izay ny lainga !”
Olona 9 amin’ny 10 no mimenomenona amin’ny afitsok’izao fitondrana FAT izao, hoy i Zafilahy Stanilas. Tsy voafandrika na koa voapepon’ny lainga afafy etsy sy eroa intsony, na ny vahoaka na ireo iraka iraisam-pirenena mandalo eto amintsika, hoy ihany izy.
Hamaky ny tohiny
