- Zoma 09 Jolay 2010
Politique.Olivier Rakotovazaha Avoahy aloha ny gadra politika !
«Miandry ny fifidianana fotsiny ny vahoaka, ary vonona haneho ny safidiny », hoy Ratalata Georges, solombavambahoakan’Ambalavao. Mahatsiaro mangirifiry loatra ny vahoaka taorian’ny fanonganam-panjakana niseho teto, hoy izy.
Hamaky ny tohiny
