- Talata 29 Jona 2010
Politique.Alliance Démocratique Nandroso soso-kevitra hamahana krizy any amin’i Chissano
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ho fanoherana ny fitondran’i Andry Rajoelina izay ambaran’izy ireo fa mpandika lalàna sy mpanongam-panjakana dia nanao fihetsiketsehana an-dalambe tao Parisy renivohitra Frantsay ny sabotsy 26 jona lasa teo ny Gasy Tia Tanindrazana (GTT).
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
“Tsy hanao politika politisianina no nanekeko ny ho PDS-n’ny kaominin’i Toamasina renivohitra, fa iraka manokana avy amin’ny filohan’ny HAT hanarina ny fahorian’ny kaominin’i Toamasina noho ireo zava-misy tsy mandeha amin’ny laoniny hatramin’izay tao amin’ny fitantanana ny tanàna”.
Hamaky ny tohiny26 jona faha-2, taorian’ny fanonganam-panjakana, ka tsy nahateto an-tanindrazana ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana iny 26 jona 2010 iny, nanamarihana ny faha-50 taona nahazoana ny fahaleovantena sy faha-50 taona ny tafika malagasy ihany koa.
Hamaky ny tohiny