Politique

Famahana krizy Hihaona amin’ny ankolafy telo anio ny iraky ny Sadc


  • Talata 06 Jolay 2010


eta content="text/html; charset=utf-8" http-equiv="Content-Type"> eta content="Word.Document" name="ProgId"> eta content="Microsoft Word 11" name="Generator"> eta content="Microsoft Word 11" name="Originator"> ink href="file:///C:%5CUsers%5CRojo%5CAppData%5CLocal%5CTemp%5Cmsohtml1%5C01%5Cclip_filelist.xml" rel="File-List" />

Anio no fantatra fa hihaona amin’ny solontenan’ny ankolafy telo etsy amin’ny hotely Colbert ireo delegasiona iraky ny Sadc tonga eto amintsika. Ny ministry ny raharaham-bahiny Mozambikanina teo aloha, i Nuno Thomas no mitarika ireto iraka manokana ireto. Omaly izy ireo dia nihaona tamin’ny amiraly Ramaroson Hippolyte teny Anosy. Nanatrika ny fihaonana ihany koa ny masoivohon’i Afrika Atsimo sy Maorisy miasa sy monina eto Madagasikara. Ny alahady teo moa izy ireo no tonga teto amintsika. Araka ny tsiliantsofina dia iraka manokana mihitsy izy ireto mialoha ny hahatongavan’i Chissano.

 
Fa

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT