- Alatsinainy 12 Jolay 2010
Politique.Parlemantera ACP-Vondrona Eoropeanina Mitaky ny hamoahana am-ponja ireo mpanao gazety
Naharitra roa andro ny fitsidihana nataon’ireo delegasiona, solontenan’ireo parlemantera avy amin’ny vondrona Afrika-Karaiba-Pasifika sy ny Vondrona Eoropeanina izay notarihan’ny filoha lefitra Odirile Mothale avy any Botswana.
Hamaky ny tohiny
