- Talata 06 Jolay 2010
Politique.Zafilahy Stanislas Raiso ny andraikitra !
Hamaky ny tohiny
Andro lehibe ho an’ny Malagasy ny 26 jona izay natokana ho fankalazana ny fitsingerenan’ny taona nahazoan’i Madagasikara ny Fahaleovantenany.
Hamaky ny tohiny«Miantona avy hatrany ny didy na fanapahana noraisin’ny fanjakana, vantany vao mipetraka ny fitoriana mikasika izany, mandra-pisian’ny fampilazana manokana ny didy izay avoakan’ny filankevi-panjakana.».
Hamaky ny tohinyAraka ny fantatra avy any Toamasina dia nahitana fahamaizana ny tranon’ny filoha Didier Ratsiraka ao Ambodiatafana Toamasina II. Omaly tokony ho tamin’ny telo ora tolakandro no naharay ny fampandrenesana ny loza ny tao Toamasina.
Hamaky ny tohinyNekena ny fanemorana izay nangatahin’ny mpisolovava rehetra ireo olona izay voarohirohy tamin’ny raharaha 7 febroary. Raha araka ny nambaran’ny filohan’ny fitsarana ady heloka bevava tsotra dia amin’ny fotoam-pitsarana manaraka no hamerenana ity dosie ity.
Hamaky ny tohinyRaha ny ankolafy Ravalomanana irery ihany teo aloha no nitaky ny fiverenan’i Madagasikara amin’ny ara-dalàna, dia ireo ankolafy telo, ireo filoham-pirenena voafidim-bahoaka telo mirahalahy, Pr Zafy Albert, ny amiraly Didier Ratsiraka ary Marc Ravalomanana izay tsy nifankahazo teo aloha no miray hina ankehitriny hamerian izany ara-dalàna izany.
Hamaky ny tohiny