- Talata 27 Jolay 2010
Politique.CNOSC Nihaona tamin’ny ankolafy telo
Hamaky ny tohiny
Mitohy ny fandraisana sy ny fihainoan’i Joaquim Chissano ny tolo-kevitra sy ny ahiahin’ireo hery velona eto amin’ny tany sy ny firenena hivoahana amin’ny krizy. Miditra amin’ny andro fahadimy izany amin’ity anio ity.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Manamafy ny ankolafy Ratsiraka, araka ny fanambarana nataon’ny Profesora Ange Andrianarisoa fa tsy mbola resy lahatra amin’ny maha tsy momba ny atsy na ny aroa ny fiarahamonim-pirenena sy ny Raiamandreny Mijoro izy ireo.
Hamaky ny tohinyAraka ny fantatra dia tsy hisy fiantraikany firy eo amin’ny fikarakarana ny Dinika Santatra ny fijoroan’ny Coordination Nationale des Organisations de la Société Civile (CNOSC), izay fianaviamben’ny fiarahamonim-pirenena amin’ny fanelanelanana ny fikaroham-bahaolana ivoahana amin’ny krizy.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny