- Alatsinainy 26 Jolay 2010
Politique.Dinika santatra «Tokony hahemotra raha tena madio fo ireo mpikarakara”, hoy i Fetison
Feno ny fandaharam-potoanan’i Joaquim Chissano, lehiben’ny mpanelanelana iraisam-pirenena momba ny krizy eto Madagasikara. Nifandimby noraisiny sy nihaino ireo ankolafy politika ny tenany, toy izany koa ireo mpitarika antoko na vovonana politika toa an’i Pierrot Rajaonarivelo, Monja Roindefo.
Hamaky ny tohiny
