- Zoma 21 Mey 2010
Politique.Andry Rajoelina Lasa niafina indray ?
Hamaky ny tohiny
Manohana tsy misy fepetra ny hetsika mitory fitiavan-tanindrazana nataon’ny FIGN sy ny hetsiky ny mpitondra fivavahana ary ireo vahoaka maro be tonga teny Fort Duchesne sy ny manodidina ireo rezervista, araka ny resaka nifanaovana tamin’ny solontenan’izy ireo, omaly.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Fahombiazana, hoy ny mpikarakara ; tsy mbola ampy hanaovana fanairana ny fitondrana FAT, hoy ny vahoaka niatrika izany ny hetsika indroa miantoana nokarakarain’ny ankolafy telo ny sabotsy 08 mey ho an’ny Cadres sy ny mpanao politika, ny alahady 09 mey tao amin’ny Stadium Barikadimy.
Hamaky ny tohinyTao anatin’ny iray volana latsaka teo izay no niova be ny zava-nitranga teny anivon’ny miaramila. Nialoha ny fihaonan’ny miaramila sy i Andry Rajoleina teny Iavoloha tamin’ity volana mey ity no efa nitranga ity olana ity.
Hamaky ny tohinyNy loholona Ruffine Tsiranana no vahinin’ny Tia Tanindrazana eto anio ato anatin’ny Mivantambatana. Sady zanaky ny Repoblika voalohany izy no Vavimatoan’ny filoha Philibert Tsiranana rahateo. Manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena dia manana izay ambarany sy fahitany ny toe-draharaham-pirenena ity zanaky ny rain’ny Fahaleovantena ity.
Hamaky ny tohiny