- Alarobia 28 Jolay 2010
Politique.Lapa maitso Anosikely Nifanazava ny CNOSC sy ny FAT
Nihaona tamin’ny mpikambana FAT tao amin’ny lapa maitso Anosikely ny firaisamonim-pirenena ny talata 27 jolay teo. Tamin’izany no nitondran’i Velompanahy Aristide sy Randriamampionona Lalao, samy mpikambana ao amin’ny firaisamonim-pirenena, fanazavana ny antom-pisian’ny CNOSC izay fitambarana vondrona maromaro dia ny «Alliance des Organisations de la Société Civile», ny CNOE ary ny «Coalition des Sociétés Civiles».
Hamaky ny tohiny
