- Alakamisy 29 Jolay 2010
Politique.Antoko «Front Républicain Démocrate Légaliste» Ny fihaonamben’ny mpanao politika aloha no ndao hirosoana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ny fiverenana an-tanindrazan’ny filoha Ravalomanana, vahaolana amin’ny krizy, Dinika Santatra, dian’ny filoha Joaquim Chissano. Nifampiresahan’ny gazety Tia Tanindrazana tamin’i Guy Rivo Randrianarisoa, mpitondra tenin’ny ankolafy Marc Ravalomanana io, araka izao manaraka izao.
Hamaky ny tohinyManomboka anio 29 jolay ary hifarana ny sabotsy maraina 31 jolay, ny Dinika Santatra ho an’ny distrikan’i Toamasina I. 300 hatramin’ny 400 ny olona andrasana hamoaka ny heviny fa tsy hidinika sy hiady hevitra araka ny lahadinika efa napetraka mialoha.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny fitetezam-paritra sy ny fanazavan-kevitra ataon’ny CENI na ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana. Anisan’ny notsidihana ny talata lasa teo ny tao Toamasina voalohany, ka nitarika ny iraka avy aty Antananarivo i Haritiana Raveloson.
Hamaky ny tohinyAfa-po tanteraka tamin’ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny FAT, Andry Nirina Rajoelina, Rajomalahy Samuel, solombavambahoaka teo aloha voafidy tao Ambalavao. Nomarihan’ity mpanao politika ity fa tena mipetraka amin’ny maha raiamandrenin’ny Malagasy rehetra azy ny filohan’ny FAT amin’ny tsy nilatsahany hofidiana.
Hamaky ny tohinyMikatso ny raharaham-pirenena. Tsy hita noanoa ny fiantraikan’ny krizy politika tsy misy fiafarany izao amin’ny fiainan’ny Malagasy. Potika ny firenena ary mahantra ny vahoaka Malagasy noho ny fizirizirian’ny fitondrana FAT hitondra samirery ny tetezamita na dia tsy eken’izao tontolo izao aza.
Hamaky ny tohiny