Politique

Andry Rajoelina tao Mahajanga Notsenain’ny trakta feno tsy fankasitrahana


  • Talata 27 Jolay 2010


Feno trakta maneho tsy fankasitrahana an’i Andry Rajoelina sy ny fitondrana FAT tao Mahajanga ny andro nahatongavany tao an-toerana ny zoma lasa teo. “Eo ampelatanan’ny mpitari-bato vilam-bava ny firenena”. “I Andry Rajoelina natao hetsikitsika hivavahana teo aloha, ankehitriny nanjary lasa voay mosary mpandripaka harem-pirenena”. Santionany amin’ny voarakitry ny trakta ireto. Notanisaina tamin’izany ny fanaovana varoboba any Azia sy Kaomôro ny “bois de rose”, ny fitrandrahana solika eo am-pelantanan’ny Frantsay, ny fitrandrahana vy lasan’ny Sinoa. Loza amin’atambo eto Madagasikara izany rehetra izany, hoy ihany ny taratasy miely ka tsy azo ekena ary toherina amin’ny hery manontolo. Fitakiana ny hialan’i Andry Rajoelina moa no mamarana ilay trakta. 

JD.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT