• Zoma 30 Jolay 2010
Politique.Dinika Santatra - Asam-baomiera Famotsoran-keloka sy fampihavanam-pirenena no ifanotofan’ny mpizaika

Seza banga, olona tsy nanoina ny antso ary diavolan-kakafotra ! Izay raha fintinina ny fanombohan’ny Dinika Santatra ho an’i Toamasina I natao tao amin’ny kianja mitafo Soavita sy ny tao Toamasina II notontosaina tao amin’ny Lapan’ny faritra Atsinanana Mangarano II.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jolay 2010
Politique.Edgar Razafindravaha – Hajo Andrianainarivelo Misy ady mangatsiaka

Mandeha be ankehitriny ny resaka fa dia marisarisa ny fifandraisana eo amin’ny ministry ny fanapariaham-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Hajo Andrianainarivelo sy ny filohan’ny delegasiona manokana na PDS-n’ny Kaominina Antananarivo renivohitra, Edgar Razafindravaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Jolay 2010
Politique.Dinika Santatra Roso amin’ny asam-baomiera ny eto Antananarivo

Na eo aza ny resabe sy ny fanakianana samihafa dia raikitra ihany ny Dinika Santatra. Notanterahina omaly tolakandro tao amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny lanonam-panokafana ho an’ny distrika 6 eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Jolay 2010
Politique.Dr Joseph Randriamindrisoa “Dridraningilo ny an’i Andry Rajoelina”

Tsy nandray sady tsy handray anjara amin’ny Dinika Santatra ny Hery Politika Mitambatra satria tsy iraisan’ny rehetra ny fanomanana sy ny fanatontosana azy. Mihevitra ny Dr Randriamiandrisoa izay anisan’ny mpikambana ao amin’ny HPM fa tsy hahavaha olana ireo mpizaika amin’ny Dinika Santatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Jolay 2010
Politique.Fampiasam-bolam-panjakana Haato ny fakana vola ao amin’ny «rubrique 2317»

Tontosaina ao amin’ny efitrano malalaky ny ministeran’ny teti-pivoarana Anosy mandritra ny hateloana ny fanaraha-maso ny fampiasam-bolam-panjakana isaky ny ministera mandritra ny enim-bolana voalohan’ny taona sy ny fanomanana ihany koa ireo fampiasam-bola mandritra ny tapany faharoa.

Hamaky ny tohiny
FTT