- Alatsinainy 02 Aogositra 2010
Politique.Akon’ny «Dinika Santatra» Arodano ny FAT, atsangano ny tetezamita iarahana !
Nifarana tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy 31 jolay teo ny Dinika Santatra niarahan’ny Raiamandreny Mijoro sy “Coalition des organisations de la société civile” nikarakara. Saika savorovoro no niafarany tany amin’ny distrika maro tany, noho ny resa-bola.
Hamaky ny tohiny
