- Alatsinainy 16 Aogositra 2010
Politique.Dinika Fiaraha-mientana Carlton Be ny resaka an-jorony
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mihazakazaka ny fivoaran’ny toe-draharaha politika ao Antsirabe renivohitry ny faritra Vakinankaratra ao.
Hamaky ny tohiny“Takiana ny famoahana tsy misy fepetra ireo gadra politika, ny fampitsaharana ny fampihorohoroana sy fandrahonana, ny fanalalahana ny fanehoan-kevitra isian’ny fitoniana. Mandray ny fametraham-pialan’Atoa Rajoelina tsy ho mpitarika ny ankolafy Rajoelina, ary mitaky ny fanoloana azy, hirosoan’ny famahana ny olana. Manamafy fa ny fandavan’Atoa Rajoelina ny Satan’i Maputo sy ny Tovana tany Addis Abeba, indrindra ny tsy nanatanterahany ny hevitra notinapaky ny mpitarika ny ankolafy efatra, ny tsy fisian’ny hery fampiharana, dia manala azy tsy ho isan’ny mpandray anjara amin’ny fitadiavana vahaolana kanefa tsy manafoana velively ny fifanarahana vita sonia sy neken’ny rehetra”.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
“Hanenina foana izay misaraka amintsika”, hoy i Joachim solontenan’ny mpitolona avy any Mahajanga. Fotoanan’ny fandresena izao, hoy izy ka samia mifaly. Tsy nofoanana ny hetsika tao amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka na dia nisy aza ny fivoriana fiaraha-mientana nataon’ny Ankolafy Telo ao amin’ny Carlton Anosy ny zoma 13 sy sabotsy 14 aogositra.
Hamaky ny tohiny