• Alakamisy 12 Aogositra 2010
Politique.Zafilahy Stanislas Notambazana 3 miliara mba hivadika

Aseho amin’izao tontolo izao fa tsy miala eto isika raha tsy miverina ny ara-dalàna fa ny vahoaka miandrandra ny handresy ny eto, hoy ny Depiote Zafilahy Stanislas teny amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka ny talata 10 aogositra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aogositra 2010
Politique.Depiote Andriambelosoa Barijaona “Tsy misy sonia manan-danja mihoatra ny nataon’ireo lehiben’ny Ankolafy 4”

Tsy nisy sonia goavana, manan-danja toa ireny nataon’ireo lehibena Ankolafy 4, dia Ratsiraka, Zafy Albert, Ravalomanana ary Rajoelina, hoy ny solombavambahoaka Andriambelosoa Barijaona, avy any Fandriana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aogositra 2010
Politique.Raharaham-pirenena Niala tamin’ny fahanginany i Guy Willy Razanamasy

Am-bolana maro, mba tsy ilazana fa efa an-taonany mihitsy no tsy nandrenesam-peo ingahy Razanamasy Guy Willy, praiministra tamin’ny fotoana tetezamita 1991- 1993.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aogositra 2010
Politique.Raharaham-pirenena Haneho ny heriny ny Ankolafy telo

Ho ambohipihaonan’ny ankolafy telo : Zafy, Ratsiraka ary Ravalomanana ao amin’ny Carlton ny zoma sy sabotsy izao. Hisy ny fiaraha-mientana hataon’izy ireo, hivoahana amin’ny krizy izay efa nitarazoka nandritra ny 18 volana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aogositra 2010
Politique.Mpitondra ankehitriny Mpanefoefo sy misetrasetra

Mampiteny ny moana ny zava-misy eto amin’ny tany sy ny firenena ankehitriny. Tantely afa-drakotra ny harem-pirenena. Mahazo vahana ny kolikoly sy ny bizna. Mandeha ny ramatahora.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aogositra 2010
Politique.Rakotovazaha Olivier Teraka tao Ivato ny Ankolafy Rajoelina vaovao

Tetezamita tsy misy an-dRajoelina, fiverenan’i ‘Dada’ sy ireo sesitany rehetra tavela any ivelany, fivoahan’ireo gadra, hananganana fitondrana tsara. Ireo no tanjona, hoy Rakotovazaha Olivier.

Hamaky ny tohiny
FTT