- Alakamisy 19 Aogositra 2010
Politique.Fifanarahana teny Ivato Tsy nasian’ny SADC resaka
“Manohana ny fifampidinihan’ny samy Malagasy amin’ny fikarohana vahaolana mahomby sy maharitra amin’ny krizy ny vondrona SADC, ary manentana ny fianakaviambe iraisam-pirenena tahaka ny Vondrona Afrikanina sy ny Vondrona Eoropeanina ary ireo fikambanana maro samihafa mba hanohana ara-bola sy ara-pitaovana ary hitondrana ny traikefa politikany amin’izany fifampidinihana izany”.
Hamaky ny tohiny
