• Zoma 20 Aogositra 2010
Politique.Patrick Rajoelina Nanao fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana

Nanao famelabelaran-kevitra narahina fanazavana bebe kokoa mikasika ny lalàmpanorenana mendrika an’i Madagasikara i Patrick Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aogositra 2010
Politique.Ankolafy Telo Mivonona handray fitondrana

“Tsy misy anti-panahy afaka hitondra fehendrena eto Madagasikara fa mandainga avokoa”, hoy i Camille Mektoub, solontenan’ny ankolafy Zafy Albert, nikabary tao amin’ny Magro Behoririka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aogositra 2010
Politique.Constant Raveloson “Ny miala am-pahendrena sisa andrasana amin-dRajoelina”

“Tsy hay arovana intsony ny zava-bitan’ny FAT ka dia lainga sisa no afafy amin’ireo haino aman-jery sy gazety”, hoy Raveloson Constant. Ankoatra ny hoe tsy maintsy handraisan’ny rehetra anjara ny tetezamita, sy ny hoe tenierana dia takian’ny SADC mba hitokisana koa izany rafitra izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aogositra 2010
Politique.Depiote Hery Raharisaina “Tsy ireny no hampatahotra ahy !”

Adiny efatra teo ho eo no naharetan’ny famotorana nataon’ny mpitsara zokiolona ny solombavambahoakan’i Vohémar (SAVA), Dr Hery Raharisaina ny talata 17 aogositra lasa teo tetsy amin’ny fitsarana Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aogositra 2010
Politique.Marc Ravalomanana “Mety amin’ny Malagasy ny fehinkevitry ny SADC”

«Mifanaraka tsara amin’ny zavatra tadiavintsika sy ny vahoaka malagasy ny zavatra tapaka tamin’ny fihaonan’ny SADC», hoy ny filoha Marc Ravalomanana raha niditra tamin’ny antso nivantana tetsy amin’ny Magro Behoririka ny tenany omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aogositra 2010
Politique.Tantaran’i Dada Olomalaza an-tsary !

Manomboka anio alakamisy 19 jolay no hanarahantsika mpamaky ato anatin’ny gazety Tia Tanindrazana ny “Tantaran’i Dada”. Tantara an-tsary entina hanasongadinana ireo olona nanana ny naha izy na manana ny maha izy azy (t)eo anivon’ny fiarahamonina sy ny firenena izy ity hanatevenana ny fahalalan’ireo izay efa mahalala no sady hanampiana ireo tsy mbola mahafantatra ihany koa.

Hamaky ny tohiny
FTT