• Talata 24 Aogositra 2010
Politique.Velompanahy Aristide Hiara-dia amin’ny Pr Ranjeva Raymond ?

Mitatra miandalana ireo sokajin’olona manatona ny Pr Ranjeva Raymond. Tombanana fa dia anisan’ireo olona resy lahatra amin’ny tetika sy paikady naroson’ity mpitsara iraisam-pirenena ity hivoahana amin’izao krizy mandazo an’i Madagasikara izao izy ireo matoa manatevin-daharana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Aogositra 2010
Politique.Ankolafy Telo Hohamafisina ny tolona

Fitsarana politika no natao teny Anosy omaly, hoy ny Ankolafy Telo. Tsy naha tribonaly ny tribonaly ny zava-nitranga teny an-toerana, araka ny tatitra nataon’ny Rév. Andrianalijohn Andriamanampy na Satrobory.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Aogositra 2010
Politique.Amiraly Ratsiraka “Tsy hamelako io”

Omaly alahady 22 aogositra dia nisy fihaonana teo amin’ireo mpiara-dia ao amin’ny Ankolafy Telo eo anivon’ny Boriborintany faha-5. Tao amin’ny Villa Elisabeth Ivandry no nanaovana ny fihaonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Aogositra 2010
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina “Efa vonona 80 tapitrisa dolara hampiharana ny Maputo sy Addis Abeba”

Ao anatin’ny fitetezam-paritra ny Ankolafy Telo amin’izao fotoana izao. Ny sabotsy 21 aogositra teo dia Antsirabe, renivohitry ny faritra Vakinankaratra no notsidihan’ireo solontena sy mpitari-tolona avy amin’ny firehana Ravalomanana, Ratsiraka ary Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Aogositra 2010
Politique.Manandafy Rakotonirina “Eny Antanimora no hiafaran-dRajoelina”

“Kely sisa dia afaka hamaky ny Kianjan’ny 13 mey isika”, hoy i Manandafy Rakotonirina tao amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy 21 aogositra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aogositra 2010
Politique.Tonton Ambroise Vahaolana tenierana ihany !

Mihazakazaka ny fivoaran’ny toe-draharaham-pirenena. Maneho ny heviny manoloana izany i Tonton Ambroise, filohan’ny antoko FRDL (Front Républicain Démocrate Légaliste) sady mpitarika ny «Mouvance Légaliste» raha tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
FTT