- Alarobia 25 Aogositra 2010
Politique.Ankolafy Telo “Tohano izahay handray fitondrana”
18 volana mahery izao no nisian’ny hetsi-bahoaka nanoherana izao fitondrana najoro tsy ara-dalàna fa nalaina tamin-kery izao. Ny alahady sy ny andro fety ihany no tsy nahitana hetsika. Nisy fotoana aza na dia alahady sy andro fety mbola nahitana hetsi-panoherana ary dia mbola mitohy mandrak’androany izany.
Hamaky ny tohiny
