- Alakamisy 02 Septambra 2010
Politique.Dr Harisson Razafindrakoto Ny fifampiresahan’ny ankolafy ihany no vahaolana
Manamafy ny Dr Harisson Razafindrakoto, mpandrindra ny Hery Politika Mitambatra (HPM), izay miara-dia amin’ny ankolafy Zafy Albert izay nanana mpandray anjara tamin’ny fifampidinihana teny Vontovorona, fa tokony haato kely mihitsy aloha ny fifampidinihana mba hanitsiana ny fomba fiasa hahafahana mandroso haingana kokoa.
Hamaky ny tohiny
