- Alakamisy 02 Septambra 2010
Politique.Kolonely Ravalomanana Manao politika koa ?
Tafalatsaka ao anatin’ny fanaovana politika koa ny kolonely Ravalomanana Richard raha ny fahitana azy amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyTafalatsaka ao anatin’ny fanaovana politika koa ny kolonely Ravalomanana Richard raha ny fahitana azy amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyTsy re be tsy re kely ny amin’ilay fandravonan-kevitra nivoaka nandritra ny Dinika Santatra natao ny faran’ny volana jolay 2010 teo.
Hamaky ny tohinyMazava ny resaka ankehitriny. Miseho vatana ankarihary izao ry Raharinaivo Andrianatoandro sy ireo vitsivitsy mpomba azy manao sakeli-mihoajoro na koa mamita iraka hanapotika tanteraka ny filoha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny“Misy mahatsara azy ihany ny tsy mbola nahatafapetraka ny tetezamita tena izy”, hoy i Dauphin, solontenan’ny tanora Zafy Albert omaly raha nikabary tao amin’ny Magro Behoririka. Miavaka ankehitriny, hoy izy ny vary sy ny tsiparifary.
Hamaky ny tohinyTsy ho tafavoaka amin’izao krizy izao i Madagasikara raha tsy ny rehetra no miara-misalahy, ao anatin’izany indrindra indrindra ny Ankolafy Telo, hoy ny Tanora MFM na ny TMFM.
Hamaky ny tohinyAnisan’ireo mpanao politika nihaona tamin’ny filohan’ny FAT ny talata hariva teo i Hery Rasoamaromaka, mpandrindra ny antoko TGV ho an’ny faritra Analamanga.
Hamaky ny tohiny