• Alarobia 01 Septambra 2010
Politique.Mikatso ny diniky ny samy Malagasy Ho avy hanome tanana i Joaquim Chissano

Hisy amin’ny herinandro ambony ny fihaonan’ny iraka manokan’ny SADC amin’ireo antoko politika eto amintsika, ary araka ny tsiliantsofina re dia mety i Joaquim Chissano no hitarika ny delegasionin’ny SADC ho avy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Aogositra 2010
Politique.Herim-bahoaka Mitambatra Hidina an-dalambe anio

Mafanafana ny toe-draharaha politika ao Toliara taorian’ny nisamboran’ny mpitandro ny filaminana ireo mpitarika fihetsiketsehana fanoherana ny tsy rariny sy fanapenam-bava ny vahoaka tsy haneho ny heviny, nitranga tao Toliara ny zoma 27 aogosotra teo ka niteraka fahapotehan’ny fitaovana sasantsasany tao amin’ny radio Soatalily.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Aogositra 2010
Politique.Ankolafy Telo Ny fialan-dRajoelina no vahaolana !

Diso ny filazan’ny filohan’ny FAT fa teknikan’ny fitsitsiana no ataony amin’ny hoe tsy hivezivezen’ireo ministra sy mpikambana FAT any ivelany, ny tsy hanaovan’ny ministera asa betsaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Aogositra 2010
Politique.Raharaha 7 febroary “Mbola teo ny praiministra”, hoy i Marc Ravalomanana

“Mandeha amin’ny tsy izy mihitsy ny fitondrana ny firenena any Madagasikara”, hoy i Marc Ravalomanana raha nitafa sady naneho ny heviny mivantana toarian’ny fanamelohan’ny “Fitsarana” FAT azy hanao asa an-terivozona mandrapahafaty mikasika ny raharaha 7 febroary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Aogositra 2010
Politique.Raharaham-pirenena Famitaham-bahoaka ny filazana fa mahavita tena isika

Na dia mamerimberina matetika aza ny avy ao amin’ny FAT, ary lohalaharana amin’izany i Andry Rajoelina fa mahavita azy isika ary tsy mila miandry ny tsodranon’ny sehatra iraisam-pirenena, dia hita taratra amin’ny fizotry ny toe-draharaha amin’izao fotoana, fa miandry ary manantena mafy ny fankatoavan’ny avy any ivelany sy ny fanampiana ara-bola avy any ny fitondrany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Aogositra 2010
Politique.Camille Vital Sakana amin’ny famahana ny krizy ?

Mbola sangodim-panina ihany aloha no mahazo laka eo amin’ny tontolo politika amin’izao fotoana raha ny fandinihan’ny maro azy.

Hamaky ny tohiny
FTT