• Zoma 03 Septambra 2010
Politique.Vontovorona Sonia mitety vohitra no niafarany

Tsy nisy toy ity izay nanaovana. Fitanana an-tsoratra no niafaran’ilay fifampidinihana teny Vontovorona raha fifanarahana politika no nandrasana. Vokany, lasa sonia mitety vohitra toy ireny fanangonan-tsonia fanaon’ny mpanao politika rehefa hanongana mpitondra ireny no mandeha ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Septambra 2010
Politique.Ankolafy Telo Tsy mihemotra ny tolona

Nandamoka avokoa izay dinika rehetra nataon’ny FAT hatreto, hoy Rtoa Justine, avy amin’ny ankolafy Zafy Albert. Na inona lazaina na inona, hoy izy, mbola ny Ankolafy Telo no mpandresy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Septambra 2010
Politique.Rakotoamboa Jean Louis “Mendrika helohina i Andry Rajoelina”

Mila manana fototra tsara isika fa betsaka ireo manara-drenirano fotsiny, hoy ny senatera sady filoha nasionalin’ny antoko Teza, Rakotoamboa Jean Louis tao amin’ny Magro Behoririka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Septambra 2010
Politique.Dinika famahana krizy Mahatsiaro atao an-jorom-bala ireo antoko madinika

Antoko madinika sy salantsalany 40 no mivondrona ao anatina vovonana iray indray izao ka milaza fa hanambatra ny heriny sy ny fahaiza-manaony amin’ny fikarohana vahaolana hivoahana amin’ny krizy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Septambra 2010
Politique.Fanavotam-pirenena Aiza ireo mpitarika mahomby ?

Mikatso ny dinika famahana ny krizy. Vao mainka nanampy trotraka izany ilay fitsarana ny raharaha 7 febroary, ka nanamelohan’ny fitsarana misahana ny heloka bevava tsotra ny filoha Marc Ravalomanana hanao asa an-terivozona mandrapahafaty, araka ny fanirian’ny FAT. Resaky ny moana sy ny marenina sisa taorian’izay.

Hamaky ny tohiny
FTT