- Alatsinainy 06 Septambra 2010
Politique.Camille Vital Nanao vavabe tany Toamasina
Nandritra ny fandalovan’ny praiministra Camille Vital tao Toamasina ny zoma teo, nitokana ny toby famokarana herinaratra sy niatrika ny fanolorana mari-boninahitra ny mpiasan’ny Jirama, no nanararaotany ihany koa naneho ny heviny mikasika ny raharaha politika.
Hamaky ny tohiny
