• Talata 07 Septambra 2010
Politique.Lalàmpanorenan-dRajoelina Sangahena ny CCC

Milaza ho manana volavolan-dalàmpanorenana, izay norafetiny niaraka tamina teknisianina sy manampahaizana maro samihafa ny filohan’ny FAT Andry Rajoelina, ary hampahafantarina mialoha ny hanatanterahana ny fihaonambem-pirenena izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Septambra 2010
Politique.Tsy aritra Tsy vitan’ny torapo ny fitantanana ny firenena

Mitalaho mafy amin’ny filohan’ny FAT Andry Nirina Rajoelina ny mba hilatsahany hofidiana filoham-pirenena ireo mpomba azy, ary mamerimberina io antso io isan’andro ao amin’ny haino aman-jeriny, ny radio Viva io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Septambra 2010
Politique.Tiako I Madagasikara Mbola Randrianasandratriniony Yvan no filoha nasionaly

Niala tamin’ny fahanginany ny Vondron’ny Parlemantera Tiako I Madagasikara manoloana ny resaka nifamahofaho, mahakasika ny raharaha tokantranon’ny antoko, indrindra taorian’ny namorian-dRaharinaivo Andrianatoandro andian’olona tao amin’ny Espace de Verre Ankorondrano ka nivoahan’ny fanambarana fa sady nanao Filankevi-pirenena izy ireo no nanangana birao vonjimaika ka nametraka an-dRaharinaivo Andrianatoandro ho filoha mitantana ny antoko Tiako I Madagasikara nanomboka ny alarobia 25 aogositra 2010.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Septambra 2010
Politique.Naika Eliane Nokianiny mafy ry Raharinaivo

Naneho hevitra mikasika ny raharaham-pirenena ankapobeny sy ny raharaha anatin’ny antoko misy azy, dia ny Tiako I Madagasikara, ny loholon’i Madagasikara sady filoha lefitry ny Vehivavy Tiako I Madagasikara, misahana ny toekarena sy ny vola.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Septambra 2010
Politique.Victor Hong Hivoaka mpandresy ny Ankolafy Telo

Mitohy isan’andro tsy tapaka, ankoatra ny alahady, ny hekitsy ny Ankolafy Telo ao amin’ny Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
FTT