- Alakamisy 09 Septambra 2010
Politique.Radio Fahazavana 110 andro taty aoriana, nafahana ireo mpanao gazety
Amin’ny endrika faly saingy ny vatana hita ho reraka sy nihena no nivoahan’ireo mpanao gazety miisa enina niampy teknisianina efatra tetsy amin’ny fonjan’Antanimora omaly alina. Tamin’ny valo ora sy sasany alina izy ireo no nivoaka rehefa avy nanasonia ny “décharge” sy ny atontan-taratasy hafa mifandraika amin’ny fahazoany fahafahana vonjimaika.
Hamaky ny tohiny
