• Alatsinainy 13 Septambra 2010
Politique.Vovonan’ny fikambanan’ny mpiaramonim-pirenena “Tsy izay mety amin’ny mpitondra akory no atao eto”

Tafatsangana ny vovonan’ny fikambanan’ny mpiaramonim-pirenena izay ahitana ny Una–Civil sy ny CRS-AN tarihin-dRtoa Blanche Nirina Richard.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Septambra 2010
Politique.Fikambanana Otrikafo “Hajao ny hevitry ny vahoaka !”

Handray anjara amin’ny fihaonambem-pirenena manomboka anio eny Ivato, na dia tsy resy lahatra firy amin’ny hivoahan’ny vahaolana mahomby, hamahana ny krizy avy amin’izany aza ny fikambanana Otrikafo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Septambra 2010
Politique.Honoré Rakotomanana “Tsy misy manana ny marina tanteraka izany eto !”

“Tsy misy afaka milaza fa manana ny marina tanteraka izany, ka dia ny heviny no tsy maintsy eken’ny rehetra”. Izany no anisan’ny fanambarana nataon’Atoa Honoré Rakotomanana, izay manampahaizana momba ny lalàna, efa filohan’ny HCC ary nandrafitra ny lalàmpanorenan’ny Repoblika faha-3, ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Septambra 2010
Politique.Andry TGV – Ankolafy Telo Resaky ny moana sy ny marenina

Nihaona mangingina teny Ivandry, tao amin’ny tranon’ny Solontenan’ny Papa Ray Masina katolika, i Andry Rajoelina, filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita andaniny ary ny Ankolafy Telo ankilany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Septambra 2010
Politique.ESCOPOL Mifandramatra anaty ny mpikambana

Niakatra ny feo tao amin’ny Motel Anosy omaly nandritra ny fivorian’ireo mpanao politika mivondrona ao amin’ny Sehatra ifanakalozan’ny antoko politika na ESCOPOL, izay manohana an’i Andry Raojelina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Septambra 2010
Politique.Fihaonambem-pirenena Misavoritaka ny mpizaika avy any amin’ny Distrika

Mihitsoka ao Amboasary Atsimo ny mpizaika solontenan’ny distrikan’i Tolagnaro sy Amboasary Atsimo, ao amin’ny Faritra Anosy, hihazo an’Antananarivo handray anjara amin’ny Fihaonambem-pirenena karakarain’ny Raiamandreny Mijoro manomboka ny 13 septambra ho avy io.

Hamaky ny tohiny
FTT