- Zoma 10 Septambra 2010
Politique.Pr Ange Andrianarisoa «Misoloky izay milaza ho Arema tonga eny Ivato»
Manao tohivakana ny fanambaran’ireo antoko lehibe sy vondron’antoko milaza fa tsy handray anjara amin’ny fihaonambem-pirenena karakarain’ny Raimandreny Mijoro sy ny vondron’olom-pirenena eny amin’ny trano fandraisana fivoriana iraisam-pirenena Ivato manomboka amin’ny alatsinainy 13 septambra ho avy io.
Hamaky ny tohiny
