- Alatsinainy 13 Septambra 2010
Politique.Malalatiana Rasoaniaina Novantambantaniny izay ho eny Ivato
Raha mivavaka mafy hahatanteraka tsy misy raorao ny fihaonambem-pirenena ny Raiamandreny Mijoro sy ny Vondron’olom-pirenena dia sarintsarim-pivoriana sady fandanian’andro no fandaniam-bola fotsiny io, raha ny fahitan’ny mpitaky ny hiverenan’ny ara-dalàna azy.
Hamaky ny tohiny
